Ambondrona

Ambondrona

Tafandry Mandry
nível fácil
Intro G Cadd9  Em7  D      

verse 1 

G         Cadd9  Em7    D     G  Cadd9 Em7 D      
 Rehefa ariva ny andro, eto fôna aho, 
G         Cadd9  Em7    D     G  Cadd9 Em7 D  
 rehefa mody ny masoandro, anatitra anao. 

G         Cadd9  Em7    D     G  Cadd9 Em7 D  
 Hanoy no faniriana, fa tsy afaka atao ouhouh, 
G         Cadd9   Em7   D             Cadd9  Cadd9/B  D  
 ka ato anaty mangina, miandry ny hafatrao. 

G         Cadd9  Em7    D     G  Cadd9 Em7 D  
Na dia nihaona aza isika, ny andro mazava, 
G         Cadd9  Em7    D     G  Cadd9 Em7 D  
dia toa za ndray nivika, nialina toa ty no lava. 
G         Cadd9  Em7    D     G  Cadd9 Em7 D  
Ka ho fehin'ny androany, anoraty aho toy ny omaly ouh, 
G         Cadd9   Em7   D             Cadd9  Cadd9/B  D  
hoe tena tia anao, malahelo aho no faly. 


[Refrão]
G D Em7 Cadd9 G D Cadd9 Mba antsoy na andefaso hafatra, satriko aza isan'andro, G D Em7 Cadd9 tsy hoe mitalaho na mila vaniny aho, Em7 D Am Cadd9 D G fa na dia hoe tafandria mandry, fihina sy oroka mamy. verse 2 G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D Variana sy sondriana, miandry ilay fotôna, G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D malahelo olon'tiana, tsy ahita teny to môna, G Cadd9 Em7 D G Cadd9 Em7 D Soraty, andefaso zay mba tiana, zao efa tsindrindôna ouhouh G Cadd9 Em7 D Cadd9 Cadd9/B D Raiso ny avy ato ampoko ary anie, izao koa tia fôna.
[Refrão]
Em7 D Am Cadd9 D Cadd9 D fa na dia hoe tafandria mandry, fihina sy oroka mamy. verse 3 Em7 D Cadd9 Cadd9/B Cadd9 Cadd9/B Am D Oohooh...Tsy fanahiniko, ny manembona anao Em7 D Cadd9 Cadd9/B Cadd9 Cadd9/B Am D alohan'ny andriko... Em7 D Cadd9 Cadd9/B Cadd9 Cadd9/B Am D Oohooo...Zay ny faniriana, ho entiko ho nofy, Em7 D Cadd9 Cadd9/B Cadd9 Cadd9/B Am D fa tsy andry ny ampitso...

Enviado por: Luciano Camargo

Corrigido por: sem correções